Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tandremana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Laissez le passé suivre le passé, mais faites attention à la suite. [2.415 #6210] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Maso voan' ny sakay, ka ny sisa no tandremana tsara. [2.558 #2162]
Maso Maso voa sakay, ka ny sisa no tandremana. [2.165 #1133] Maso voa sakay : ny sisa no tandremana. [2.974 #269] Maso voa sakay : ny sisa no tandremo tsara. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha indray mandeha no voan-javatra, mitandrina mafy tsy ho voa intsony amin' ny sisa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oeil atteint par le piment : faites attention à l'avenir. [2.415]
Quand le piment vous est entré dans les yeux, il ne reste qu’à s’en préserver à l’avenir. [2.974 #269] Quand on a eu les yeux piqués par le piment (une fois), on est sur ses gardes à l' avenir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Une fois atteint il est trop tard, mais il faut être sur ses gardes pour l'avenir. [2.415 #2721] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||