Fizahan-teny

Ohabolana : tantana

Ohabolana Mamaky tantana. [Veyrières 1913 #355]
Dikanteny frantsay Troubler l' ordre, c' est faire comme quelqu' un qui ne tisse pas l'étoffe d' une manière égale. [Veyrières 1913 #355]

Ohabolana Tsara ny tantana, fa ny rafozana no tsy enina. [Rajemisa 1985]
Tsara ny tantana fa ny rafozana no tsy henina. [Rinara 1974 #4409]
Tsara ny tantana, fa sangy ny rafozana no tsy enina. [Veyrières 1913 #1479]
Tsara ny tatana, fa saingy ny rafozana no tsy enina. [Cousins 1885 #3287]
Tsara ny tatana, fa taingy ny rafozana no tsy enina. [Houlder 1895 #1844]
Fanazavana malagasy Aza atao be ny raharaha ka ny voly vary indray no tsy efa. [Rajemisa 1985]
Ny tena zavatra indray no hadino. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay La distribution de viande est parfaite mais les beaux-parents n' ont pas reçu leur part. [Veyrières 1913 #1479]
La viande (ou le riz) a été bien partagée, mais les beaux-parents n' ont pas eu leur part. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay C' était dire avec ironie que la distribution était mal faite. [Veyrières 1913 #1479]
Grave faute! [Houlder 1895]

Fizahan-teny