Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : voafatotra
|
|
|
Ohabolana 1 | Fatoram-poza: ny tongony maro, ka ny tratrany no voafatotra. [2.415 #3673, 2.653 #942]
Fatoram-poza : ny tongony maro nefa ny tratrany no voafatotra. [2.558 #1133]
|
Dikanteny frantsay | Manière d' attacher un crabe : il a de nombreuses pattes et c' est sa poitrine qu' on lie. [2.415 #3673]
|
Fanazavana frantsay | S'y prendre maladroitement dans son travail. [2.415 #3673]
|
|
|
Ohabolana 2 | Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka fa ny lambo nahamaodimaody ? [2.558 #3636]
Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka ny lambo-dia tsy ho maody ? [2.653 #2703]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|