|
|
|
|

Teny iditra anoano
Sokajin-teny anarana
 Praise, blessing. (Prov.) See dera. [1.2]
  [Tankarana] Louanges. [1.19]
Sampanteny 

Teny iditra anoano
Sokajin-teny anarana
 Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra [1.1]
 A guess, anything done at random. [1.2]
 Histoire amusante [1.54]
Mpanahaka  angano ~ anjabobo ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria

Teny iditra anoano
Sokajin-teny anarana
 Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy [1.1]
 A species of field-bug. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10