|
|
|
|

Teny iditra arira
Sokajin-teny anarana
 Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1]
 A legend, a fable [1.2, 1.7]
 Histoire amusante [1.54]
 Conte, histoire amusante [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/01