|
|
|
|

Teny iditra fasitara
Sokajin-teny anarana
 Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana: Olona be fasitara koa Rangahy iny! [1.1]
 Baliverne [1.54]
Mpanahaka  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria

Nohavaozina tamin' ny 2009/06/15