|
|
|
|

Teny iditra haga
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo] Satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra) [1.78]
  [Provincial] A hat with a brim. (Prov.) [1.2]

Teny iditra ha
Sokajin-teny anarana
 Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io [1.1]
 An amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana. [1.2]
 Conte, sornettes [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  anjabobo ~ angano ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/01