|
|
|
|

Teny iditra manarana (arana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanala] Mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy) [1.78]
 Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto
Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina.
Mitovy hevitra: malemy loatra ~ mampihanta ~ moramorainy ~ rainazy ~ tsy mahavely vava am-boa [1.1]
 To indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting. [1.2]
 To indulge another in something [1.7]
 être indulgent et gâter quelqu'un [1.8]
Ohatra hotsitsina, tsy an'iza fa ho anao, ka manarana, mihevitrevera, fa sao rodarodain'ny mpanana ka mandany kitay merika andro! [1.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manarana
Ny lasa : nanarana
Ny hoavy : hanarana
Filaza mandidy : manaràna

Teny iditra manaràna (arana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Teny iditra mañarana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] mandrotsirotsy [1.78]

Teny iditra manarana
Sokajin-teny anarana
 Anaram-borona [1.1]
 Halieus africanus [1.38]
  [Provincial] A water-bird [1.2]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Halieus africanus
Lahatsoratra 

Teny iditra manarana
Sokajin-teny anarana
 Tsirin' ny rofia izay anaovana satroka [1.1]
 (souvent improprement écrit manarano car c'était l'appellation commerciale des chapeaux fabriqués avec les segments de ces Arecaceae, voir manara, le na terminal est une complication orthographique que l'étymologie ne justifie pas). On appelait ainsi surtout :
[Bezanozano] Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae)
[Betsileo, Tanala] Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae) : les jeunes segments foliaires de ces deux Arecaceae fournissaient des pailles à chapeaux appréciées, mais cette industrie a disparu au moment de la première guerre mondiale. Elle avait été à l'origine de la fortune des premiers exportateurs malgaches, comme Ranarivelo. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Beccariophoenix madagascariensis, Phloga polystachya, Phloga polystachya var. stenophylla

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18