|
|
|
|

Teny iditra iraho (iraka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana irahina [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1ka iraho hody izy, fandrao lasan-ko adala aho [2.69]
2Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana [2.996]

Teny iditra Iraho
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Rivière du canton de Manambaro (Fort-Dauphin) [1.11]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17