| Teny iditra |
mandamina
(lamina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1]
|
| | To arrange, to set in order [1.2]
|
| | Arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
|
| Ohatra | Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia;
[2.48]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandamina |
| Ny lasa : |
nandamina |
| Ny hoavy : |
handamina |
| Filaza mandidy : |
mandamìna |
|
| Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|
| Teny iditra |
mandamìna
(lamina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandamina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|