Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ma
me
hy
(
fe
hy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamatotra:
Efa mamehy entana izy fa handeha
Mitovy hevitra:
mamatotra
~
mamona
~
managigigigy
~
manandrotra
~
manao fatomaty
~
manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola
~
manao fatotra jagigy
~
manao rohy foza
~
manao tadivavarana
~
manasingory
~
mandadina
~
mandiditra
~
mandringotra
~
mandrohy
~
maningotra
~
mifehy
[
1.1
]
To tie up, to knot.
[
1.2
]
To tie
[
1.7
]
Lier, attacher
[
1.8
]
Ohatra
1
Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe «
mamehy
ny fanahiny» (Nom.
[
1.38
]
2
Ireto avy ny fepetra
mamehy
izany:
[
4.27
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mamehy
Ny lasa :
namehy
Ny hoavy :
hamehy
Filaza mandidy :
mame
he
za
Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08