| Teny iditra |
manambitamby
(tambitamby (tamby))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana
[1.1]
|
| | To coax, to cajole [1.7]
|
| | Cajoler, allécher [1.3, 1.8]
|
| | Caresser, flatter, consoler [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany.
[2.470]
|
| 2 | Nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait)
[1.3]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manambitamby |
| Ny lasa : |
nanambitamby |
| Ny hoavy : |
hanambitamby |
| Filaza mandidy : |
manambitambaza |
|
|