|
|
|
|

Teny iditra manatsaka (hatsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
Mitovy hevitra: mamarana ~ mampitovy tantana ~ manaratsaka [1.1]
 Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. [Voambolana: ]
Manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
 To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
 Façonner
Entailler [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsaka
Ny lasa : nanatsaka
Ny hoavy : hanatsaka
Filaza mandidy : manatsaha

Teny iditra manatsaka (tsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsaka
Ny lasa : nanatsaka
Ny hoavy : hanatsaka
Filaza mandidy : manatsakà

Teny iditra manatsakà (tsaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsaka [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20