| Teny iditra | manisika (sisika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1] | |||||||||
| Mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13] | |||||||||
| Espacer, intercaler [1.13] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto.
[2.528] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manisika | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] mividy [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | manisika | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanosy] mihantsy [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |
|