|
|
|
|

Teny iditra meda
Sokajin-teny mpamaritra
 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra
Mitovy hevitra: mikisinkisina ~ milasilasy ~ mimeda ~ mitahontahona ~ mitaraikiraiky ~ mitaredretra ~ mitaveravera ~ mitavozavoza ~ mitsiredretra [1.1]
 (peu usité) lent, lambin [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra medameda

Teny iditra Meda
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Meda [2.996]
 Medes [2.996]
 Mèdes [2.996]
Voambolana 
Ohatra Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny Meda va hianao? [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/16