| Teny iditra |
mena-
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe menaka
|
| Ohatra |
| 1 | Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao
[2.588]
|
| 2 | dia nandray mena-dronono sy ronono mbamin' ilay zanak' omby efa nandrahoina izy, ary narosony izany teo anoloan' izy ireo
[2.996]
|
|
|
| Teny iditra |
mena-
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe menatra
|
|
| Teny iditra |
mena
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
/m:hyperonym>
| | Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [1.1]
|
| | Red [1.7]
|
| | Rouge [1.3, 1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Tranon-drafodilahy trano mena!
[2.69]
|
| 2 | Zavatra mena aby, ka tsy fantatra:
[2.298]
|
| 3 | Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena?
[2.558]
|
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
| Teny iditra |
mena
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Bara]
tezitra
[1.78]
|
| | Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [1.1]
|
| | Emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [1.3]
|
|
| Teny iditra |
mena
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| Voambolana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
meña
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
mankany ...
[1.78]
|
|
| Teny iditra |
mena
 |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe mener
|
| Ohatra |
| 1 | Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy)
[1.3]
|
| 2 | Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy)
[1.3]
|
|
|