| Teny iditra | miaramila | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1] | |||||||
| A soldier [1.7] | |||||||
| Soldat [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: mirmillon. | ||||||
| Mpanahaka | lahindefona ~ sorodany ~ ambasy ~ ambavabasy ~ vata-miaramila ~ manamboninahitra tafika ~ mpiantafika ~ foloalindahy ~ rainiolona ~ tsatsimenitra ~ ankotralahy ~ zazavao ~ menavazana ~ kadetra ~ raindahiny ~ bekotromaroholatra ~ mpisavaranonando | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/07/27 |
|