|
|
|
|

Teny iditra migaga (gaga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona
Mitovy hevitra: miaiky ~ midagaga ~ midonàka ~ mihorika ~ mikoy ~ mitampim-bava ~ mitanaka ~ mitokaka ~ mitolagaga ~ mivanaka [1.1]
 To wonder at, to be astonished. [1.2]
 Admirer, être étonné [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migaga
Ny lasa : nigaga
Ny hoavy : higaga
Filaza mandidy : migagà

Teny iditra migagà (gaga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migaga [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20