| Teny iditra |
mihafahafa
(hafahafa (hafa))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa
[1.1]
|
| | To alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [1.2]
|
| | To act standoffish [1.7]
|
| | Changer, ne pas faire comme les autres, devenir différent [1.3]
|
| | Se tenir à part [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka.
[2.470]
|
| 2 | Aza mihafahafa, fa ataovy toy ny tranonao ato, ary eto izahay hitsabo anao!
[2.499]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihafahafa |
| Ny lasa : |
nihafahafa |
| Ny hoavy : |
hihafahafa |
| Filaza mandidy : |
mihafahafà |
|
|
| Teny iditra |
mihafahafà
(hafahafa (hafa))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihafahafa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|