| Teny iditra | mikaly (kaly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|