| Teny iditra | miliba (liba) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | milibà (liba) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miliba | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|