|
|
|
|

Teny iditra misola (sola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra loha tsisy volo: Misola ny ankamaroan' ny Arabo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misola
Ny lasa : nisola
Ny hoavy : hisola

Teny iditra misola
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanosy] mandroba, manimba, mandrava [1.78]

Teny iditra misola
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanosy] mirodana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06