| Teny iditra |
mitaiza
(taiza)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [1.1]
|
| | To nurse, to bring up [1.7]
|
| | Nourrir, élever [1.8]
|
| Ohatra | Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala?
[2.324]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitaiza |
| Ny lasa : |
nitaiza |
| Ny hoavy : |
hitaiza |
| Filaza mandidy : |
mitaizà |
|
|
| Teny iditra |
mitaizà
(taiza)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaiza
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|