| Teny iditra |
mitily
(tily)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bezanozano]
Mitsikilo [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Mandinika [1.78]
|
| | Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo
[1.1]
|
| | Manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [1.13]
|
| | Guetter [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitily |
| Ny lasa : |
nitily |
| Ny hoavy : |
hitily |
| Filaza mandidy : |
mitilia |
|
|
| Teny iditra |
mitily
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bara]
Misidintsidina, manidina avo [1.78]
|
|