|
|
|
|

Teny iditra roa ambin' ny folo
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny roa, amby, folo
 Twelve [3.1]
 Douze [3.1]
Voambolana 
Ohatra 
1roa ambin' ny folo taona aho [2.332]
2Roa ambin' ny folo angamba izy iny [2.529]
3osilahy roa ambin' ny folo, hatao sorona noho ny ota [2.996]
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11