| Teny iditra | rovita > rovitra | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1] | |||
| Teny iditra | rovita > rovitra | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1] | |||
| Torn [1.7] | |||
| Déchiré [1.8] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Tovy hevitra | triatra ~ riatra ~ mitsiaka ~ mitsiatsiaka ~ mitriatra ~ mitsefaka ~ misalasalaka ~ tataka ~ tata-bitrana ~ kotika ~ rota ~ rotika ~ mivorikitsay ~ tsy misy hitomboham-pilo | ||
|
|