| Teny iditra |
mambosy
(ambosy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana Mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana
[1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mambosy |
| Ny lasa : |
nambosy |
| Ny hoavy : |
hambosy |
| Filaza mandidy : |
mambosia |
|
| Mpanahaka |
manabony ~
manabosy |
|
| Teny iditra |
mambosy
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
|
| | Catalyser [1.13]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mambosy |
| Ny lasa : |
nambosy |
| Ny hoavy : |
hambosy |
|
|