Teny iditra (1/2) | 1 adana |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Sampanteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.2] slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] 20 [1.7] slowness; hence, peace, happiness |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3, 1.8, 1.5] lenteur 22 [1.3, 1.5] Etat paisible, prospérité 23 [1.3] démarche grave, abondance, paix 24 [1.8] tranquillité, bonheur |
Voambolana | 25 Ontam-po |
Mpanahaka | 26 anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana, hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana, fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po, fandriam-pahalemana, tsy fananana horohoro |
Teny iditra (2/2) | 27 Adana |
Sokajin-teny | 28 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [2.996] Addan |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [2.996] Addân |
Ohatra |
31 [2.996] Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
|
Voambolana | 32 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 33 adona |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 34 Toko sy andininy momba Adana |
Lahatsoratra | 35 Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |