Teny iditra | androy (andro) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony androana | |
Teny iditra | Androy | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny faritra roa ambin' ny roapolo | |
Sary | ||
Fivaditsoratra | andory, andrio, androy, aondry, darony, dorany, dorina, indroa, radony |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |