Teny iditra Dalbergia
Sokajin-teny anarana
 Dalbergia baronii : hazovola
Dalbergia baroni : voamboana
Dalbergia greveana : hazomañare, manary
Dalbergia ikopensis : manary, mangary
Dalbergia louvilii : hitsika, volombodipona
Dalbergia perrieri : manipika
Dalbergia pterocarpiflora : savoka
Dalbergia retusa : manarizoby
Dalbergia richardii : vahinta
Dalbergia sp. : andramena, andrano, endramena, hendramena, manamainty, voamboamena
Dalbergia trichocarpa : manaribe, manary, mangary, manipika
Dalbergia tricolor : tsiandala
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/01