|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Marina, tsara [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4  An expression which conveys the idea of exactness, as: (folo dana, just ten) ; (maito dana ny ainy his life was cut off in a moment). Comp. daina [1.2]

Teny iditra (2/3)5  dana
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo palma
Fanazavàna teny frantsay  8  Nom d'une espèce de palmier. [1.19]
9  (de l'adjectif dana : ouvert en éventail ; allusion à la forme des feuilles). Palmier proche du satramira mais à fruits beaucoup plus petits. Les feuilles sont employées en sparterie : sacs grossiers, nattes, « sobika », chapeaux, etc. Peut-être une simple forme écologique d'Hyphaene shatan Bojer ex Dammer (Arecaceae). [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)11  Dana
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  13  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  14  Dan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  15  Dan [2.996]
Ohatra  16  Ary nahoana dana no nitoetra tany an-tsambo? [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Dana
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Fivaditsoratra  19  anda, dana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31