Teny iditra (1/3) | 1 ely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fiparitahana, fihahafana amin' ny toerana manodidina. [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 ely |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 imprécation, malédiction. [Tankarana]
[1.19] |
Teny iditra (3/3) | 12 Ely |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
14 Eli [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Éli [2.996] |
Ohatra |
16 Zanak' i Abiatara mpisoronabe avy tamin'ny taranak' i ely. [1.38] |
Voambolana |
17 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Ely |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fitanisana |
Lahatsoratra |
20 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Ely |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |