Teny iditra (1/4) | 1 faly |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika [1.2] 5 Happy, joyous [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Joyeux, content [1.3, 1.8] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 Faly, ravo, mirana, mariaka, sariaka, somariaka, mintsimintsy, feno haravoana, dibo-kafaliana, sija, finaritra, diavolana ny fo, diavolana ny kibo, andihizam-papelika ny fo, afa-po, foladrairay |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny faly io |
Teny iditra (2/4) | 18 faly |
Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny anglisy |
21 For fady [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 équivalent de fady (Merina). A ne pas confondre avec faly qui veut dire content, joyeux, heureux [1.196] |
Kamban-teny |
|
Sary |
|
Teny iditra (3/4) | 25 faly |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
27 For tifitra [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 30 Faly |
Sokajin-teny | 31 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
32 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
33 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Fivaditsoratra | 34 faly, lafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |