|
|
|
|

Teny iditra1  henjana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko 4  Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany 5  Mahavizana: Henjana ity lalana ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  stiff; stretched tight; strict [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  raide [1.3, 1.8, 1.13]8  tendu [1.3, 1.8]9  fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux) 10  fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [1.3]11  rigoureux [1.8]12  rigide [1.13]
Ohatra  13  henjana ny tady (La corde est raide) [1.3]
14  Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117]
15  Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508]
16  fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48]
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
18  Matoantenin' ny iharana :
19  Matoantenin' ny fameno :
20  Anarana :
21  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny henjana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15