|
|
|
|

Teny iditra1  Ikakibe
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] grand-père
Ohatra  4  [2.442] Hanao inona àry ikakibe?
5  [2.69] Nony efa tapitra dia mihohoka amin' ny tany izy ka manao hoe: "Mihainoa, ry ikakibe any ambanin' ny tany;
Voambolana  6  Teny fanajana
7  Fifandraisana: fianakaviana
Singan-teny  8  Ikaky, be
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny Ikakibe io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10