Teny iditra (1/2) | 1 Itasy |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.11] |
Ohatra |
4 Ny any amoron' itasy fararanon-tatamo; [2.346#43] 5 Tato aoriana dia nankany itasy indray Ranavalona. [1.437#] |
Voambolana |
6 Haitoetany: renirano, farihy |
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Fitanisana |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 9 Itasy |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny malagasy |
11 faritra anatin' ny faritanin' i Antananarivo [3.1] |
Voambolana |
12 Pôlitika |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
35 Fitanisana 36 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 39 asity, Itasy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |