|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kiry
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
8  Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  obstinacy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  entêtement [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)12  kiry
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
15  Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
16  Volo eo anilan' ny sofina [1.1]

Teny iditra (3/5)17  kiry
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  fiovana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/5)20  kiry
Sokajin-teny  21  anarana
Voambolana  22  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  23  nendra [Taisaka, Bara] [1.78]
24  hatina [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/5)25  kiry
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27  croix grecque. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  28  kily

Fivaditsoratra  29  kiry, riky

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24