|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  lafo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao [1.1]
4  Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Sold; expensive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Vendu; qui coûte cher [1.8]
Ohatra  7  Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Mpanahaka  11  Sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny lafo io

Teny iditra (2/4)15  lafo
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17  lasambidy [1.78]

Teny iditra (3/4)18  lafo
Sokajin-teny  19  anarana
Voambolana  20  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny malagasy  21  Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [1.1]
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny lafo io

Teny iditra (4/4)23  lafo
Sokajin-teny  24  anarana
Voambolana  25  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  26  (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28  falo, lafo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02