|
|
|
|

Teny iditra1  liana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Voambolana  3  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  4  Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  strongly desiring something; impatient [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  avide, impatient [1.8]
Sampanteny 
7  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny liana io

Fivaditsoratra  12  Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16