Teny iditra (1/3) | 1 mahajanga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
soga |
Teny iditra (2/3) | 4 Mahajanga |
Singan-teny | 5 maha~, janga |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.11] 8 [3.1] nom français: Majunga |
Ohatra |
9 Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy mahajanga aho. [2.471] 10 Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana mahajanga-Antananarivo. [2.472] |
Voambolana |
11 Haitoetany: tanàna |
Sary |
|
Teny iditra (3/3) | 14 Mahajanga |
Sokajin-teny | 15 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [3.1] iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky |
Voambolana |
17 Pôlitika |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
24 Ny faritany enina |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 27 Mahajanga, mahajanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |