|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka
Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika
Voambolana  4  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  5  manditra, renimanditra

Teny iditra (2/2)6  mandotra
Fototeny  7  dotra
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra
Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay
Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby
Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] to burn with fire
Ohatra  11  Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny. [1.437#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21