Teny iditra (1/2) | 1 mitady |
Fototeny | 2 tady |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to seek, to look for |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] chercher |
Ohatra |
7 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#] 8 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny mitady io |
Teny iditra (2/2) | 20 mitady |
Fototeny | 21 tady |
Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] vita tady |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [1.2] twisted |
Fivaditsoratra | 25 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |