Teny iditra (1/2) | 1 namana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 vady [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 4 andefimandry [Tanala] [1.78] 5 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto 6 Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao 7 Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity 8 Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2] 10 a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 compagnon [1.3#449, 1.8] 12 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3#449] 13 voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8] |
Ohatra |
14 Nigagana ny fahanginana ny namana. [2.270#] 15 Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#] 16 Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny namana io |
Teny iditra (2/2) | 21 Namàna |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
23 Naaman [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 Naaman [2.996] |
Voambolana |
25 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 26 Toko sy andininy momba Namàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
27 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 28 Manana, manana, manàna, mañana, mañaña, namana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17 |