Teny iditra piper
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy mpitsoka sodina; mpitsoka cornemuse [Hallanger 1969 takila 74]

Teny iditra Piper
Sokajin-teny anarana
 Piper betle : tambo
Piper borbonense : ferifery, sakavirambato, tsimahalatsaka, tsimperifery, voambelirano, voantankasina, voantsimperifery
Piper cubeba : betela
Piper emirnense : laingontohatra, laingotohatra
Piper longum : dipoavatra-lava
Piper methysticum : dipoavatra-mahamamo
Piper nigrum : dipoavatra
Piper pachyphyllum : ferifery, sakarivombato, sakavirambato, tsimahalatsaka, tsimperifery, voantsimperifery
Piper pyrifolium : ferifery, sakarivombato, sakavirambato, sakavirondambo, tsimahalatsaka, tsimperifery, voantsimperifery
Piper sp. : rambo
Piper subpeltatum : ravintongatra, voanotonatra, voantogoka, voantongotra, voatongotra
Piper sylvestre : sakaiala, tsiperiferinala
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17