| Teny iditra (1/2) | 1 ririnina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fizaran-taona mangatsiaka, manarakaraka ny fararano, izay iririsan' ny fanala ny ravin-kazo ka mahatonga azy hihintsana: rakodrahona matetika ny lanitra ary mifafy ny erika arahindrivotra mamirifiry avy atsimo atsinanana; hatramin' ny volana jiona ka hatramin' ny aogositra no aharetan' ny ririnina. (Ny ririnina dia antsoina koa hoe: main-tany)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 winter, the cold and dry season
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'hiver, la saison froide et sèche
[1.8] |
| Ohatra |
6 natahorana hosovoka vao maraina ny hatsiaka noho ny fiandohan' ny ririnina.
[2.470#56]
7 Ny ririnina nanaraka iny fahavoazana niraisana iny mantsy, nanorina trano biriky ngezabe ry zareo. [2.472#28] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Fotoana 13 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 14 maintany |
| Mpanahaka | 15 fahavaratra, 16 fararano, 17 lohataona |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how ririnina |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 ririnina |
| Singan-teny | 21 ririnina |
| Sokajin-teny | 22 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
| Voambolana | 23 Haisoratra: tononkalo |
| Mpanoratra |
24 Andrianjatovo Haëckel |
| Fivaditsoratra | Ririnina, ririnina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/05/22 |
|