|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Vakinankaratra
Singan-teny  2  vaky, ankaratra
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.11] vaste région de l'Imerina du sud, au confins nord du Betsileo, d'Andrianampoinimerina et qui comprend le haut bassin de la Sisaony avec les villages d'Ambohimiadana, Tsiafahy, Behenjy, Alasora...
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  6  imerinaenintoko, avaradrano, vakinisisaony, marovatana, ambodirano, vonizongo

Teny iditra (2/2)7  Vakinankaratra
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Antananarivo
Voambolana  10  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
34  35 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30