Fizahan-teny

Ohabolana : afana

Ohabolana Midodododo amin-doza, ohatra ny omby hatao afana. [Cousins 1871]
Midodododo amin-doza tahaka ny omby hatao afana. [Rinara 1974 #2289]
Midodododo ohatra ny omby atao afana. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Courir comme un boeuf qu' on va tuer pour les funérailles. Courir à son malheur. [Houlder 1895]

Fizahan-teny