|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  afana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] a) Ny fombafomba rehetra entina manadio na manalavitra ny ratsy, ny loza atahorana: Fanaon' ny olona ny manao afana rehefa avy mandevina
b) Ny zavatra ampiasaina amin' izany: rano, ram-biby vonoina...: Zatovo telo lahy no nitondra ny afana nialoha ny vahoaka
Ny omby vonoina amin' ny fandevenana: Omby folo no natao afana tamin' ny nandevenana an-dRandriamanalina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the sprinkling the body with water which has been consecrated to the idols; putting lines or points of white earth on the forehead; putting charcoal on the forehead; wearing pearls on the feet; a necklace of herbs; drenching the whole person while still clothed, for the removal of impurity contracted by contact with a corpse or anything unclean; or seeking freedom from some witchcraft or charm. A ceremony performed at the graves of deceased relatives, or at times of general sickness or epidemic.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Nom générique des puritications extérieures et pratiques superstitieuses usitées pour éloigner un mai ou le prévenir, pour purifier des souillures contractées auprès d'un mort ; purification, aspersion, bain
Matières employées pour cela: l'eau lustrale, le sang des victimes, objets qu'on porte sur soi
Le bœuf tué aux funérailles
Voambolana  6  Fivavahana, finoana
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny afana io

Teny iditra (2/3)14  afana
Sokajin-teny  15  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] niavian' ny hoe: miafana

Teny iditra (3/3)17  afana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Betsimisaraka] hatsembohana
Haiendriteny 
20  Tsotra :

Fivaditsoratra  21  afana, fa~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02