|
|
|
|

Teny iditra1  ahiahy
Fototeny  2  ahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#8] Inquiétude, appréhension, soupçon: Be ahiahy loatra hianao (Vous êtes trop inquiet)
Ohatra  5  Mba tsy hisian' ny ahiahy anefa, inty taratasy fanamarinana ny fanananareo trosa amiko. [ahiahy]
Voambolana  6  Ontam-po
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny ahiahy io

Fivaditsoratra  15  ahiahi, ahiahy, haihay, hiahia, hiaiha, ihaiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21