|
|
|
|

Teny iditra1  akoholahy
Singan-teny  2  akoho, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny lahy amin' ny akoho
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [lahy, masculine.] A cock
6  [1.7] a rooster
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] coq
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho lahy] coq
Ohatra  9  tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [2.69#0]
10  Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508#425]
11  Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353#]
Voambolana  12  Haibiby: vorona
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny akoholahy io
Lahatsoratra  21  Randzavola: akoholahy ao amin' ny Baiboly
Sary 
22  23 

Fivaditsoratra  24  akoholahy, halohaiko, hialohako, hilaohako, hiloahako, hiolahako

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21